|
|
|
|

Teny iditra1  mifotetaka
Fototeny  2 fotetaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
5 Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Stained, tarnished. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17