|
|
|
|

Teny iditra1  mifotitra
Fototeny  2 fotitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
5 Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
6 Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 inverted
8 incestuous
9 turning round as an enraged animal. [1.2]
10 to be turned end for end, to be turned the wrong way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17