|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 migidrogidro |
| Fototeny | 2 gidrogidro |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza feonjavatra mifampikasoka mafy ka midilotra be
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to creak
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 grincer, craquer
[1.3#197] |
| Voambolana | 7 Feo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|