|
|
|
|

Teny iditra1  migigigigy
Fototeny  2 gigigigy
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifatotra mafy dia mafy tsy ahafaha-mikopoka: Nataonao migigigigy koa ny fatoran' ilay akohoka aiza no tsy hofaty izy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02