|
|
|
|

Teny iditra1  migogogogo
Fototeny  2 gogogogo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitomany arahina toloko na feo mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to lament [1.2, 1.7]
6 to cry, to weep aloud, to howl
7 to roll and dash along impetuously, as a torrent. [1.2]
8 to wail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 se lamenter [1.3#199, 1.8]
10 pleurer à chaudes larmes [1.8]
11 couler avec bruit [1.3#199]
Ohatra  12  Babo ve hiadana, tompoko, hoy Razaimalala, sady nigogogogo nitomany izy. [2.324]
13  Latsa-dranomaso izy azy niara-nigogogogo tamin-dreniny tsy laitra nampanginina. [2.470]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02