|
|
|
|

Teny iditra1  migorabaka
Fototeny  2 gorabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Loaka makadiry: Nigorabaka ny fefiloha ka vorio ny fokonolona
5 Milentika, mitsoropaka: Nigorabakatao anaty fotaka mandrevo ny tongotro [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12