|
|
|
|

Teny iditra1  migorobaka
Fototeny  2 gorobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Loaka tanteraka hatrany ambadika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to go through. [1.2]
6 to be pierced through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être percé de part en part [1.3#200, 1.8]
8 aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place) [1.3#200]
Ohatra  9  Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy; [2.59#]
10  Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; [2.654#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12