|
|
|
|

Teny iditra1  migororoana
Fototeny  2 gororoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny rano mandeha midina haingana amin' ny toerana teritery na voasakantsakan-javatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to fall upon, to flow upon. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12