Entry | 1 mihaantitra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 antitra |
Morphology |
|
Explanations in English |
7 [1.17.en#7] to age |
Explanations in French |
8 [1.3#53] vieillir |
Examples |
9 [4.27#2013/01/23] Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana. 10 [2.470#97] Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy, Rasoa kosa mihitanora sy mandimandina aoka izany. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |