|
|
|
|

Teny iditra1  mihabahaba
Fototeny  2 habahaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misalasala eo anoloan' ny zavatra na hevitra roa, ka tsy tapa-kevitra na hanao an' ity na hanao an' iroa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12