Entry | 1 mihafy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hafy |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho |
Explanations in English |
11 [1.2] to endure, to sustain, to bear with patience. 12 [1.7] to endure hardship, to do without things |
Explanations in French |
13 [1.8] endurer, se passer de certaines choses |
Examples |
14 [2.472] Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mihafy |
Anagrams | 16 afihim, fiahim, fihamy, hamify, mifahy, mihafy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |