|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihaikaika
Fototeny  2 haikaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao kivazivazy, manao vosobosotra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mihaikaika
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 mikikiaka [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  11 miaikaika

Fivaditsoratra  mihaikaika, 12 mihiakiaka, 13 mikaikaiha, 14 mikiakiaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12