|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihalakalaka |
| Fototeny | 2 halakalaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto
5 Mihataka: Misy biriky mihalakalaka amin' ity tamboho ity 6 Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalakalaka Ramose [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 mihalaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|