|
|
|
|

Teny iditra1  mihamahantra
Fototeny  2 mahantra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 s'appauvrir [1.66]
5 tomber dans la gêne [2.996]
Ohatra  6  Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan' andevo izy [2.996]
7  Raha mihamahantra ny mponina eny an-tanànakely onenan-dRasoa mianakavy, velona ho azy kosa ny tanàna iray tsy lavitra eo manamorana ny lalamby. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12