Entry | 1 mihamahery |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 mahery |
Morphology |
|
Explanations in French |
7 [3.1] devenir de plus en plus fort, se fortifier |
Examples |
8 [2.471] nihanahery ny tafiotra. 9 [2.472] Nihahenjana sy nihanahery setra ny mpampiasa. 10 [2.649] Raha mbola ravoravo ny fonay, sady nihamahery ny sandrinay, fa nitombo isa, dia nilentika tao anaty fahoriana ka tonga nalemy tery noho ny aretina sy ny fahafatesana. |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |