Entry (1/2) | 1 mihaminkamina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 haminkamina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara |
Explanations in English |
9 [1.2] to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. |
Examples |
10 [2.470] Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. |
Synonyms | 11 mihamina |
Entry (2/2) | 12 mihaminkamìna |
Part of speech | 13 imperative of active verb mihaminkamina [Full list] |
Root | 14 haminkamina |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Synonyms | 17 mihamìna |
Anagrams | 18 mihaminkamìna, mihaminkamina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |