Entry | 1 mihandrohandro |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 handrohandro |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony |
Anagrams | 9 ihondrahondram, mihandrohandro, mihondrahondra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |