|
|
|
|

Teny iditra1  mihararetra
Fototeny  2 hararetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangovitra fatratra toa rano an-dravina [1.1]
5 mihovitrovitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 vibrer [1.13]
Ohatra  7  Sady taitra Ingahibe no nanala ny sarom-bavany, ka namaly azy tamim-peo mihararetra hoe: [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02