|
|
|
|

Teny iditra1  mihavatravatra
Fototeny  2 havatravatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsikofokofoka, mitrifantrifana: Mihavatravatra ohatra ny olona mararin-javatra ity tovolahy ity [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  mihoalahoala, 10  mikofokofoka, 11  mitsipatsipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31