|
|
|
|

Teny iditra1  mihelohelo
Fototeny  2 helohelo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandalondalo miserana, toa ao anatin' ny haizina: Nisy zavatra nihelohelo tao andalantsara halina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12