|
|
|
|

Teny iditra1  mihemahema
Fototeny  2 hemahema
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 tsy afa-milaza izay tiana fa miahanahana foana eo noho ny tahotra na ny henatra [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  5 to have the lips drawn in as if about to cry; to have shrunken lips. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12