|
|
|
|

Teny iditra1  mihetraketraka
Fototeny  2 hetraketraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, manimba zavatry ny sasany: Fatra-pihetraketraka loatra ianao, ry fasana! [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12