|
|
|
|

Teny iditra1  mihety
Fototeny  2 hety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitapa-bolo: Lasa nihety any amin' ny mpanety izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to have one's hair cut [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 se faire tondre les cheveux [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Voambolana  11  Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17