|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihiboka |
| Fototeny | 2 hiboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy
5 Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana 6 Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be confined indoors
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être consigné, rester à la maison
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 13 maizinaandromifahy, 14 mihidyantrano, 15 mikatontrano, 16 milevimbelonatoatrandraka, 17 mirindrintrano |
| Kamban-teny rehetra | 18 vilany mihiboka |
| Fivaditsoratra | 19 mibohika, 20 mihaboky, mihiboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|