|
|
|
|

Entry1  mihihitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  hihitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Milofo, milozoka amim-paharetana: Mihihitra amin'ny fianarana io zaza io ka tsy mahagaga raha mahay
Manararaotra hatramin'ny fotoana kely farany mba hanaovana asa, hianarana; mikafiry: Mihihitra amin' ny zaitra Rakoto fa akaiky ny Krismasy

Updated on 2024/12/11