|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihitrikitrika
Fototeny  2 hitrikitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milentika: Nihitrikitrika teo amin' ny takibany ny totohondriko
5 Mifantsitsitra, mitangitrika: Nihitrikitrika ny rano avy tao amin' ilay fantsona [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  mihitrikitrika
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 manatona [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17