|
|
|
|

Entry1  mihivingivin-doha
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mihivingivina, loha
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manetsiketsika ny loha miankavia miankavanana, manambara tsy fitiavana, faharikorikoana, na fahakiviana

Updated on 2025/07/29