|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihodrohodro |
| Fototeny | 2 hodrohodro |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mibinabinaka sy mivonto; enti-milaza indrindra tarehy mivindimbindina toa manao tavy rano
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 midrohodroho, mihodrohodro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|