Entry | 1 mihohy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hohy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka Mihehy Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mihohy |
Anagrams | 10 himohi, himohy, mihohy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |