|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihombo |
| Fototeny | 2 hombo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny
5 Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity 6 Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be nailed fast
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être cloué
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mihombo |
| Fototeny | 14 tombo |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave)
[1.8] |
| Tovy hevitra | 19 manombo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|