|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihoninkonina |
| Fototeny | 2 honinkonina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sahirana, lany andro amin' ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny vehivavy rehefa hiovaka ny trano
5 Manao zavatra amim-pidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 S’embarrasser, agir maladroitement, se remuer avec gêne:
7 Aza mihoninkonina ela loatra ao an-trano (Ne vous attardez pas dans la maison pour un tas de petites choses) 8 ~ Mihoninkonim-pamindra izy (Il marche lourdement) [1.3#266] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|