|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihosotra |
| Fototeny | 2 hosotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy zavatra ahosotra (menaka, loko...) ny tena: Mihosotra menaka isaky ny hanao tolona Ralida
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be smeared, to be anointed; to be painted
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 être barbouillé, oint; être peint
[1.8] |
| Ohatra |
7 mihosotra diloilo vaovao aho.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|