Entry | 1 mihotakotaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hotakotaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mihovotrovotra noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana, izay re fa ho avy na mananontanona |
Explanations in English |
9 [1.7] to be in commotion, to be noisy and agitated |
Explanations in French |
10 [1.8] s'agiter, être en commotion, en panique |
Anagrams | 11 mihatokatoka, mihotakotaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |