|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijabely
Fototeny  2 jabely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mifana: Ija n'mpijabelinareo ao ê rangahy (iza no mpifananareo ao re ry dada) [Tanala] [1.78]

Teny iditra (2/2)5  mijabely
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 miteraka [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17