|
|
|
|

Teny iditra1  mijejojejo
Fototeny  2 jejojejo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa
5 mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be playful; to be lewd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être dissipé, lascif [1.3#294, 1.8]
8 être léger, folâtre, libre [1.3#294]
Ohatra  9  Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy; [2.996#35.004.014]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12