|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijetsy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 midina [Tambahoaka] [1.78]
4 mitambotsitra, mihemotra [Tanala] [1.78]
5 mihena [Tanosy] [1.78]
6 miletsy, mikorotsaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 s'affaisser
8 régresser [1.13]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13  mijetsy
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 miletsy, mietry, manjoko, mampidina rano anaty siny, ets. [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09