|
|
|
|

Teny iditra1  mijininìka
Fototeny  2 jininika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha mikoriana mitete tsy misy fiatoana: Mijininika ny ra tamin' ny ratrany ha nentina haingana nankany amin' ny hopitaly izy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12