|
|
|
|

Teny iditra1  mijokajoka
Fototeny  2 jokajoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsara bika maradona (fiteny amin' ny lehilahy sy ny hazo maniry) [1.1]

Fivaditsoratra  5 mijakojako, mijokajoka, 6 mikojakoja, mikojakojà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27