|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mijoko |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mandeha miafina
[Bara]
[1.78] 4 Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratraolona na hangalatra: Tsy hitany akory aho nijoko azy avy aoriana 5 Mitily: Mijoko ny voronkely ny saka 6 Mangalatra an-tsokosoko: Nisy nijoko ny volako tao anaty vatasarihana [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 11 mijoko |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 mikendry
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 14 mijoko |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 (unattested)
[3.1] |
| Voambolana | 17 Toe-karena: fiompiana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
18 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | mijoko, 19 mikojo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|