|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijokojoko |
| Fototeny | 2 jokojoko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[2.131#333] |
| Ohatra |
5 Mitikitikim-pandeha rambon'osy / |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|