Entry | 1 mikaikaika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 kaikaika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Ravehivavy io fa maty ny zanany Mitoloko, mitaraindraina: Nikaikaika nandritra ny alina izy fa very ny kisoany Mimonomonona, mampiseho tsy fahafaliana: Mikaikaika ny vahoaka famisondrotra loatra ny vidin-javatra Mimenomenona, mimonomonona, mimonjomonjo, mimoimoy, mikoinkoina |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mikaikaika |
Anagrams | 10 mikaikaika, mikiakiaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |