|
|
|
|

Teny iditra1  mikaike
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 miantso [Mahafaly, Tanosy] [1.78]
4 miantso [Bara] [1.353]
Ohatra  5  mikaike Anao aho mba hitsara ity adinay [1.353]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02