|
|
|
|

Teny iditra1  mikamboty
Fototeny  2 kamboty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Kahihitra, mihirim-belona
5 Manao izay azo atao, izay tratran' ny aina [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 mambotiky, mikamboty, 11 mikimbato

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12