|
|
|
|

Teny iditra1  mikaraboka
Fototeny  2 karaboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mikaroka, mitady, mikatsaka: Soloaky ny mareña i ko save somatoto mikaraboka ny hitsine:Diso ny marina izy ka vizaka mikaroka ny hitsiny [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17