|
|
|
|

Teny iditra1  mikarainkona
Fototeny  2 karainkona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihorona sy mikainkona: Mikarainkona ny volondoha raha azon' ny afo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Mpanahaka  8  mikainkona, 9  miketrona, 10  mionkina, 11  mivonkina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31