Entry | 1 mikaraoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 karaoka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza ny feo ateraky ny ravinkazo maina mihetsiketsika tsofin' ny rivotra, na zavatra aforiporitra na zavatra mikepokepoka raha tsakoina |
Anagrams | 8 ikaramako, karamaiko, mikaraoka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |