Entry | 1 mikaretoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 karetoka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manaikitra namiketoka miaraka amin' ny feo mitsaka amin' ny fanaikerana an' ilay zavatra: Mikaretoka ny nifin' ny alika rehefa mihinam-javatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |