|
|
|
|

Teny iditra1  mikatraoka
Fototeny  2 katraoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miteraka feo mafy toa feo avy amin' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny vato [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 akrômatika, 9 katramaoky, mikatraoka, 10 mikorataka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12