|
|
|
|

Teny iditra1  mikatroka rarangy
Singan-teny  2 mikatroka, 3 rarangy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Tovy hevitra  6 mamely rarangy, manao rarangy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31