|
|
|
|

Teny iditra1  mikatsakatsaka
Fototeny  2 katsakatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandehandeha etsỳ sy erỳ, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran' ny tenako ny hidihidy noho ilay laim-panday
5 Mivezivezy toa mitady hanao ratsy, misaodisaody, mihaodihaody, misodisody: Nikatsakatsaka eran' ny saha nandritra ny alina ny mpangalatra [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02